FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Manangan-tanana ho amin’ny lanitra aho, ka mianiana+ hoe:

      “Raha mbola velona koa aho mandritra ny fotoana tsy voafetra”,+

  • Ezekiela 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Tamin’ny andro nifidianako ny Israely,+ dia nanangan-tanana aho+ ka nianiana tamin’ny taranak’i Jakoba,+ ary nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo tany Ejipta.+ Eny, nanangan-tanana aho ka nianiana taminy hoe: ‘Izaho no Jehovah Andriamanitrareo!’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara