Isaia 45:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy tao amin’ny toeram-piafenana maizina teny ambonin’ny tany no nitenenako,+ ary tsy nilaza tamin’ny taranak’i Jakoba aho hoe: ‘Mitadiava ahy, nefa ho sasa-poana ianareo.’+ Izaho no Jehovah, ary izay marina sy mahitsy no lazaiko.+ Isaia 45:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ka hilazany hoe: ‘Ao amin’i Jehovah tokoa no misy fahamarinana sy hery+ be dia be. Ho tonga any aminy izay rehetra tezitra aminy, ka ho menatra.+
19 Tsy tao amin’ny toeram-piafenana maizina teny ambonin’ny tany no nitenenako,+ ary tsy nilaza tamin’ny taranak’i Jakoba aho hoe: ‘Mitadiava ahy, nefa ho sasa-poana ianareo.’+ Izaho no Jehovah, ary izay marina sy mahitsy no lazaiko.+
24 ka hilazany hoe: ‘Ao amin’i Jehovah tokoa no misy fahamarinana sy hery+ be dia be. Ho tonga any aminy izay rehetra tezitra aminy, ka ho menatra.+