Salamo 59:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aringano amin-katezerana ireny,+Eny, aringano tsy hisy intsony.Ary aoka ho fantany fa Andriamanitra no manjaka eo amin’i Jakoba ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+ Sela. Isaia 59:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy,+ ka hampiharany fahatezerana ny mpandrafy azy, ary homeny ny sahaza azy ny fahavalony.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy.+
13 Aringano amin-katezerana ireny,+Eny, aringano tsy hisy intsony.Ary aoka ho fantany fa Andriamanitra no manjaka eo amin’i Jakoba ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+ Sela.
18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy,+ ka hampiharany fahatezerana ny mpandrafy azy, ary homeny ny sahaza azy ny fahavalony.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy.+