17 Ary hanameloka anareo tokoa aho, ka ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo.+ Ary izay mankahala anareo no hampijaly anareo.+ Dia handositra ianareo, na dia tsy misy manenjika aza.+
63 “Ary ho toy ny nifalian’i Jehovah nanasoa sy nahamaro anareo,+ no hifalian’i Jehovah handringana sy handripaka anareo+ koa. Hesorina tsy ho eo amin’ilay tany izay halehanareo mba halainareo ho fanananareo ianareo.+
14 Izay rehetra tia fatratra anao no nanadino anao.+ Ary tsy ianao mihitsy no tadiaviny. Hamely anao toy ny famelin’ny fahavalo aho,+ ary hanafay anao toy ny olona lozabe,+ satria be ny fahadisoanao+ ary maro ny fahotanao.+