2 Mpanjaka 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nandefa iraka ho any amin’i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria àry i Ahaza, nanao hoe: “Mpanomponao aho+ sady zanakao. Koa miakara hamonjy+ ahy eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Syria sy ny mpanjakan’ny Israely, fa mitsangana hamely ahy ry zareo.” 2 Tantara 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Farany dia nanafika azy i Tilgato-pilnesera+ mpanjakan’i Asyria, ka nampahory+ azy fa tsy nampahery azy.
7 Nandefa iraka ho any amin’i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria àry i Ahaza, nanao hoe: “Mpanomponao aho+ sady zanakao. Koa miakara hamonjy+ ahy eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Syria sy ny mpanjakan’ny Israely, fa mitsangana hamely ahy ry zareo.”
20 Farany dia nanafika azy i Tilgato-pilnesera+ mpanjakan’i Asyria, ka nampahory+ azy fa tsy nampahery azy.