Eksodosy 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Koa lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Izaho no Jehovah, ary hamoaka anareo ho afaka amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina aho, ka hanafaka anareo amin’ny fanandevozany.+ Ary hanavotra anareo aho, ka sady haninjitra ny sandriko aho amin’izay no hamoaka didim-pitsarana lehibe.+ Eksodosy 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hatahotra sy hihorohoro izy ireo.+Tsy hihetsika toy ny vato izy ireo, noho ny herin’ny sandrinao,Mandra-pandalon’ny olonao+ Jehovah ô,Eny, mandra-pandalon’ny+ vahoaka noforoninao.+
6 “Koa lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Izaho no Jehovah, ary hamoaka anareo ho afaka amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina aho, ka hanafaka anareo amin’ny fanandevozany.+ Ary hanavotra anareo aho, ka sady haninjitra ny sandriko aho amin’izay no hamoaka didim-pitsarana lehibe.+
16 Hatahotra sy hihorohoro izy ireo.+Tsy hihetsika toy ny vato izy ireo, noho ny herin’ny sandrinao,Mandra-pandalon’ny olonao+ Jehovah ô,Eny, mandra-pandalon’ny+ vahoaka noforoninao.+