2 Mpanjaka 19:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa hisy sisa hivoaka avy ao Jerosalema,+ ary hisy ho tafavoaka velona avy any amin’ny Tendrombohitra Ziona.+ Ny hafanam-pon’i+ Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka izany. Zakaria 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:+ ‘Hahasaro-piaro ahy mafy i Ziona.+ Hahasaro-piaro ahy izy, ary ho tezitra mafy+ aho.’”
31 Fa hisy sisa hivoaka avy ao Jerosalema,+ ary hisy ho tafavoaka velona avy any amin’ny Tendrombohitra Ziona.+ Ny hafanam-pon’i+ Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka izany.
2 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:+ ‘Hahasaro-piaro ahy mafy i Ziona.+ Hahasaro-piaro ahy izy, ary ho tezitra mafy+ aho.’”