Habakoka 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nijanona izy mba hanozongozona ny tany.+ Nijery izy, dia nitsamboatra ireo firenena.+ Potipotika ireo tendrombohitra mandrakizay,+ ary niondrika ireo havoana maharitra hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+ Izany no fanaony efa hatramin’ny taloha.
6 Nijanona izy mba hanozongozona ny tany.+ Nijery izy, dia nitsamboatra ireo firenena.+ Potipotika ireo tendrombohitra mandrakizay,+ ary niondrika ireo havoana maharitra hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+ Izany no fanaony efa hatramin’ny taloha.