Joba 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny tananao no namolavola ahy ka nanao ahy,+Eny, nanao ny tenako manontolo, nefa holevoninao aho izao. Salamo 100:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka ho fantatrareo fa i Jehovah no Andriamanitra.+Izy no nanao antsika, fa tsy ny tenantsika.+Olony sy ondry ao an-kijanany isika.+
8 Ny tananao no namolavola ahy ka nanao ahy,+Eny, nanao ny tenako manontolo, nefa holevoninao aho izao.
3 Aoka ho fantatrareo fa i Jehovah no Andriamanitra.+Izy no nanao antsika, fa tsy ny tenantsika.+Olony sy ondry ao an-kijanany isika.+