Jeremia 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mandehana ambarao amin’izay any avaratra+ hoe: “‘“Miverena ry Israely mpikomy ô”, hoy i Jehovah.’+ ‘“Fa tsy ho vinitra aminareo aho,+ satria tsy mivadika aho”,+ hoy i Jehovah.’ ‘“Tsy ho tezitra mandritra ny fotoana tsy voafetra aho.+
12 Mandehana ambarao amin’izay any avaratra+ hoe: “‘“Miverena ry Israely mpikomy ô”, hoy i Jehovah.’+ ‘“Fa tsy ho vinitra aminareo aho,+ satria tsy mivadika aho”,+ hoy i Jehovah.’ ‘“Tsy ho tezitra mandritra ny fotoana tsy voafetra aho.+