Isaia 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Misaona sy malazo ny tany.+ Mangaihay sy potika i Libanona.+ Nanjary toy ny lemaka karakaina i Sarôna,+ ary mihintsan-dravina i Basana sy Karmela.+
9 Misaona sy malazo ny tany.+ Mangaihay sy potika i Libanona.+ Nanjary toy ny lemaka karakaina i Sarôna,+ ary mihintsan-dravina i Basana sy Karmela.+