Salamo 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Zara raha manan-kohanina ny liona tanora matanjaka ka noana,+Fa izay mitady an’i Jehovah kosa tsy mba ho ory zava-tsoa.+ Salamo 37:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+ Malakia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia ho hitanareo indray ny tsy fitovian’ny marina sy ny ratsy fanahy,+ ary ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo azy.”+ Lioka 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa hoy i Abrahama: ‘Tadidio, anaka, fa efa azonao daholo ny zava-tsoanao rehetra nandritra ny androm-piainanao, fa ny an’i Lazarosy kosa ny zava-dratsy. Izao izy ampiononina atỳ, fa ianao kosa mijaly.+
10 Zara raha manan-kohanina ny liona tanora matanjaka ka noana,+Fa izay mitady an’i Jehovah kosa tsy mba ho ory zava-tsoa.+
25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+
18 Dia ho hitanareo indray ny tsy fitovian’ny marina sy ny ratsy fanahy,+ ary ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo azy.”+
25 Fa hoy i Abrahama: ‘Tadidio, anaka, fa efa azonao daholo ny zava-tsoanao rehetra nandritra ny androm-piainanao, fa ny an’i Lazarosy kosa ny zava-dratsy. Izao izy ampiononina atỳ, fa ianao kosa mijaly.+