Salamo 37:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy ho menatra izy ireo amin’ny fotoam-pahoriana,+Ary ho voky izy amin’ny andro isian’ny mosary.+ Amosa 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Ho avy ny andro handefasako mosary eo amin’ilay tany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘kanefa tsy ho mosary noho ny tsy fisian-kanina, na hetaheta noho ny tsy fisian-drano, fa faniriana handre ny tenin’i Jehovah.+
11 “‘Ho avy ny andro handefasako mosary eo amin’ilay tany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘kanefa tsy ho mosary noho ny tsy fisian-kanina, na hetaheta noho ny tsy fisian-drano, fa faniriana handre ny tenin’i Jehovah.+