Genesisy 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao,+ satria nihaino ny teniko ianao.’”+ Salamo 72:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany!+Hihamalaza anie ny anarany raha mbola misy koa ny masoandro,Ary aoka ny olona hanao izay hahazoana fitahiana amin’ny alalany!+Aoka ny firenena rehetra hilaza hoe: “Sambatra izy.”+ Jeremia 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha hianiana+ ianao hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah ka mampihatra ny fahamarinana+ sy ny rariny ary ny hitsiny!’,+ dia amin’ny alalany no hahazoan’ireo firenena fitahiana, ary Izy no ho reharehan’ireny.”+
18 Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao,+ satria nihaino ny teniko ianao.’”+
17 Haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany!+Hihamalaza anie ny anarany raha mbola misy koa ny masoandro,Ary aoka ny olona hanao izay hahazoana fitahiana amin’ny alalany!+Aoka ny firenena rehetra hilaza hoe: “Sambatra izy.”+
2 Raha hianiana+ ianao hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah ka mampihatra ny fahamarinana+ sy ny rariny ary ny hitsiny!’,+ dia amin’ny alalany no hahazoan’ireo firenena fitahiana, ary Izy no ho reharehan’ireny.”+