Mpitoriteny 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Na dia manao ratsy injato aza ny mpanota,+ sady ela velona ka manao izay tiany, dia fantatro kosa fa ho tsara fiafara ireo matahotra an’Andriamanitra,+ satria natahotra Azy.+ Isaia 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lozan’ny ratsy fanahy! Hahita loza izy, fa hatsingerina aminy izay nataony!+
12 Na dia manao ratsy injato aza ny mpanota,+ sady ela velona ka manao izay tiany, dia fantatro kosa fa ho tsara fiafara ireo matahotra an’Andriamanitra,+ satria natahotra Azy.+