Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+ Isaia 59:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy,+ ka hampiharany fahatezerana ny mpandrafy azy, ary homeny ny sahaza azy ny fahavalony.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy.+
35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+
18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy,+ ka hampiharany fahatezerana ny mpandrafy azy, ary homeny ny sahaza azy ny fahavalony.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy.+