Levitikosy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Raha misy olona* mila hevitra amin’ny mpamoha angatra+ na amin’ny mpilaza ny hoavy,+ ka manana fifandraisana mamoafady amin’ireny, dia hanameloka an’izany olona* izany aho ary haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy.+ Deoteronomia 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 na mpilaza ozona famosaviana,+ na olona mankany amin’ny mpamoha angatra+ na mankany amin’ny mpilaza ny hoavy,+ na olona manontany amin’ny maty.+
6 “‘Raha misy olona* mila hevitra amin’ny mpamoha angatra+ na amin’ny mpilaza ny hoavy,+ ka manana fifandraisana mamoafady amin’ireny, dia hanameloka an’izany olona* izany aho ary haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy.+
11 na mpilaza ozona famosaviana,+ na olona mankany amin’ny mpamoha angatra+ na mankany amin’ny mpilaza ny hoavy,+ na olona manontany amin’ny maty.+