Eksodosy 22:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Aza manozona an’Andriamanitra+ na ny mpiadidy eo amin’ny firenenao.+ Ohabolana 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny hadalan’ny olona ihany no manimba ny fiainany,+ ka amin’i Jehovah no tezitra ny fony.+