Isaia 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia ataovy izao teny fanarabiana ny mpanjakan’i Babylona izao: “Oadray! Nitsahatra tsy nanery ny olona hiasa intsony angaha izato izy, ka nitsahatra ny fampahoriana!+
4 dia ataovy izao teny fanarabiana ny mpanjakan’i Babylona izao: “Oadray! Nitsahatra tsy nanery ny olona hiasa intsony angaha izato izy, ka nitsahatra ny fampahoriana!+