Mika 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa ny zanakalahy dia manamavo ny rainy, ny zanakavavy manohitra ny reniny,+ ny vinantovavy manohitra ny rafozambaviny,+ ary ny ankohonan’ny olona ihany no fahavalony.+
6 Fa ny zanakalahy dia manamavo ny rainy, ny zanakavavy manohitra ny reniny,+ ny vinantovavy manohitra ny rafozambaviny,+ ary ny ankohonan’ny olona ihany no fahavalony.+