FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nitokana+ an’io tranon’Andriamanitra io tamim-pifaliana ny zanak’Israely, dia ny mpisorona sy ny Levita+ ary ny sisa tamin’ireo avy any an-tsesitany.+

  • Isaia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha tsy i Jehovah Tompon’ny tafika no namela sisa niangana tamintsika,+ dia ho efa tonga tahaka an’i Sodoma sy ho nitovy tamin’i Gomora isika.+

  • Ezekiela 37:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Halaiko avy any amin’ireo firenena nalehany ny zanak’Israely, ka hangoniko avy any amin’ny manodidina, ary haveriko ao amin’ny taniny.+

  • Romanina 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy izay ihany fa izao koa no antsoantson’i Isaia momba ny Israely: “Na dia mety ho toy ny fasika any an-dranomasina+ aza ny isan’ny zanak’Israely, dia ny sisa tavela no hovonjena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara