Josoa 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Kefara-hamony, Ofny, ary Geba,+ izany hoe tanàna roa ambin’ny folo mbamin’ny tanàna keliny. Josoa 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Gibeona+ sy ny kijanany, Geba+ sy ny kijanany, 2 Tantara 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nentin’i Asa Mpanjaka ny Joda+ rehetra, ka nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i Basa+ ny tanànan’i Rama.+ Dia ireny no nampiasain’i Asa hanorenana an’i Geba+ sy Mizpa.+
6 Ary nentin’i Asa Mpanjaka ny Joda+ rehetra, ka nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i Basa+ ny tanànan’i Rama.+ Dia ireny no nampiasain’i Asa hanorenana an’i Geba+ sy Mizpa.+