Salamo 82:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsarao araka ny hitsiny ny mahantra sy ny kamboty ray.+Omeo rariny ny ory sy ny madinika.+ Salamo 112:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay olona tsara dia miantra+ sy mampisambotra.+ י [Yôda]Manao ny rariny izy amin’izay ataony.+