Levitikosy 26:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia hotsarovako ny fifanekena nataoko tamin’i Jakoba,+ sy ilay fifanekena nataoko tamin’i Isaka+ ary ilay fifanekena nataoko tamin’i Abrahama,+ ary hotsarovako koa ilay tany. Deoteronomia 4:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa Andriamanitra mamindra fo i Jehovah Andriamanitrao,+ ka tsy hahafoy anao na handringana anao na hanadino ny fifanekena+ nianianany tamin’ny razanao. Salamo 98:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsaroany ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny tsy fivadihany tamin’ny taranak’Israely.+Nahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany efatra.+
42 Dia hotsarovako ny fifanekena nataoko tamin’i Jakoba,+ sy ilay fifanekena nataoko tamin’i Isaka+ ary ilay fifanekena nataoko tamin’i Abrahama,+ ary hotsarovako koa ilay tany.
31 Fa Andriamanitra mamindra fo i Jehovah Andriamanitrao,+ ka tsy hahafoy anao na handringana anao na hanadino ny fifanekena+ nianianany tamin’ny razanao.
3 Tsaroany ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny tsy fivadihany tamin’ny taranak’Israely.+Nahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany efatra.+