FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nentin’Andriamanitra niakatra namely azy ireo ny mpanjakan’ny Kaldeanina,+ izay namono ny zatovon’izy ireo tamin’ny sabatra+ tao amin’ny toerana masina.+ Tsy nisy nananany antra, na ny tovolahy na ny virjiny, na ny antitra na ny osa.+ Natolotr’Andriamanitra teo an-tanany daholo ny zava-drehetra.

  • Isaia 33:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Lozanao, ry ilay mandroba nefa tsy nisy nandroba anao, ilay mamitaka nefa tsy nisy namitaka anao!+ Horobaina koa ianao raha vao avy mandroba,+ ary hofitahina ianao raha vao avy mamitaka.+

  • Jeremia 25:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Rehefa tapitra ny fitopolo taona,+ dia hataoko ampamoaka ny mpanjakan’i Babylona sy izany firenena izany+ noho ny fahadisoany’, hoy i Jehovah. ‘Hataoko ampamoaka ny tanin’ny Kaldeanina,+ ka hataoko lao mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

  • Jeremia 50:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Ondry nania ny Israely.+ Liona no nampiely azy.+ Ny mpanjakan’i Asyria no nandrapaka azy tamin’ny voalohany.+ I Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona kosa no nikepokepoka ny taolany tamin’ity indray mandeha ity.+

  • Jakoba 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hotsaraina tsy misy indrafo izay olona tsy mpamindra fo.+ Fa ny famindram-po dia mandresy ny fitsarana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara