Isaia 47:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hoy ianao: “Ho Tompovavy aho mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ eny, ho mandrakizay.” Tsy nosaintsaininao ireny zavatra ireny, ary tsy notadidinao fa hisy farany izany.+ Daniela 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary hoy izy:+ “Tsy ity ve no Babylona Lehibe, izay naoriko tamin’ny tanjaky ny heriko+ mba ho lapam-panjakana sy ho voninahitry ny fahamboniako?”+
7 Ary hoy ianao: “Ho Tompovavy aho mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ eny, ho mandrakizay.” Tsy nosaintsaininao ireny zavatra ireny, ary tsy notadidinao fa hisy farany izany.+
30 Ary hoy izy:+ “Tsy ity ve no Babylona Lehibe, izay naoriko tamin’ny tanjaky ny heriko+ mba ho lapam-panjakana sy ho voninahitry ny fahamboniako?”+