Obadia 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Tsy tokony ho finaritra nitazana ianao, tamin’ny andro nahitan’ny rahalahinao fahavoazana.+ Tsy tokony ho nifaly ianao, tamin’ny andro nandringanana ny taranak’i Joda.+ Ary tsy tokony ho be vava ianao, tamin’ny andro fahoriany.
12 “Tsy tokony ho finaritra nitazana ianao, tamin’ny andro nahitan’ny rahalahinao fahavoazana.+ Tsy tokony ho nifaly ianao, tamin’ny andro nandringanana ny taranak’i Joda.+ Ary tsy tokony ho be vava ianao, tamin’ny andro fahoriany.