2 Tantara 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nivoaka niady tamin’ny Filistinina+ izy, ka nogorobahany ny mandan’i Gata+ sy ny mandan’i Jabne+ ary ny mandan’i Asdoda.+ Avy eo dia nanorina tanàna tany amin’ny faritr’i Asdoda+ sy tany amin’ny Filistinina izy.
6 Ary nivoaka niady tamin’ny Filistinina+ izy, ka nogorobahany ny mandan’i Gata+ sy ny mandan’i Jabne+ ary ny mandan’i Asdoda.+ Avy eo dia nanorina tanàna tany amin’ny faritr’i Asdoda+ sy tany amin’ny Filistinina izy.