Jeremia 9:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako ampamoaka an’izay rehetra voafora nefa mbola tsy mifora,+ Ezekiela 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hampihatra didim-pitsarana ao Moaba aho,+ ka tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’+
25 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako ampamoaka an’izay rehetra voafora nefa mbola tsy mifora,+