Obadia 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy tokony ho nijoro teny amin’ny sampanan-dalana ianao mba hamono an’ireo afa-nandositra.+ Ary tsy tokony ho natolotrao teo an-tanan’ny fahavalony ireo sisa niangana taminy, tamin’ny andro fahoriana.+
14 Tsy tokony ho nijoro teny amin’ny sampanan-dalana ianao mba hamono an’ireo afa-nandositra.+ Ary tsy tokony ho natolotrao teo an-tanan’ny fahavalony ireo sisa niangana taminy, tamin’ny andro fahoriana.+