FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mika 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mihinana ny nofon’ny oloko+ ianareo, sady manendaka ny hodiny sy mamotipotika ny taolany, ary mitetika azy toy ny hena ao anaty vilanibe sy toy ny hena andrahoina ao am-bilany.+

  • Lioka 13:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mpamono+ ny mpaminany sy mpitora-bato+ an’izay irahina ho any aminy! Impiry aho no te hanangona ny zanakao, tahaka ny fanangon’ny reniakoho ny zanany ao ambany elany!+ Tsy nety anefa ianareo.+

  • Asan’ny Apostoly 7:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razanareo?+ Eny, novonoiny+ mihitsy aza ireo nanambara mialoha fa ho avy Ilay marina.+ Ary ankehitriny dia efa tonga mpamadika sy mpamono azy ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara