FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nitsahatra ny feo falifalin’ny ampongatapaka, nifarana ny horakoraky ny olona ravoravo fatratra, ary nitsahatra koa ny feo falifalin’ny harpa.+

  • Jeremia 25:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Ianao kosa hilaza amin’izy ireo izao faminaniana rehetra izao, ka hanao aminy hoe: ‘Hierona avy any amin’ny avo i Jehovah,+ ary hanandratra ny feony avy any amin’ny fonenany masina.+ Tsy maintsy hierona eo ambonin’ny fonenany izy. Hihorakoraka toa an’ireo manitsakitsaka voaloboka ao anaty lavaka famiazana azy izy, sady hihira rehefa resy ny mponina rehetra amin’ny tany.’+

  • Jeremia 48:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Tsy re eny amin’ny saham-boankazo sy ao Moaba intsony ny feon’olona mifaly sy miravoravo.+ Ataoko tsy misy divay hotovozina intsony avy ao anaty lavaka famiazam-boaloboka.+ Tsy hisy intsony ny horakoraky ny mpanitsakitsaka voaloboka. Tsy horakora-pifaliana intsony no ho re!’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara