Isaia 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary feno andriamanitra tsy misy dikany ny taniny.+ Ny zavatra nataon’ny tanan’olona, eny, izay nataon’ny rantsantanana ihany, no iankohofany.+ Hosea 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa avy tamin’ny Israely+ ilay zanak’ombin’i Samaria. Mpanao asa tanana no nanao azy.+ Ary tsy Andriamanitra izy io, satria ho lasa toy ny taim-bankona.+ Mika 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hofoanako tsy ho eo aminao ny sary sokitra ivavahanao sy ny tsangambatonao masina, ka tsy hiankohoka intsony eo anoloan’ny asan’ny tananao ianao.+
8 Ary feno andriamanitra tsy misy dikany ny taniny.+ Ny zavatra nataon’ny tanan’olona, eny, izay nataon’ny rantsantanana ihany, no iankohofany.+
6 Fa avy tamin’ny Israely+ ilay zanak’ombin’i Samaria. Mpanao asa tanana no nanao azy.+ Ary tsy Andriamanitra izy io, satria ho lasa toy ny taim-bankona.+
13 Hofoanako tsy ho eo aminao ny sary sokitra ivavahanao sy ny tsangambatonao masina, ka tsy hiankohoka intsony eo anoloan’ny asan’ny tananao ianao.+