FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joela 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+ ary manaova hiakan’ady+ eo an-tendrombohitro masina.+ Aoka hitebiteby izay rehetra monina eto,+ fa ho avy ny andron’i Jehovah,+ sady efa akaiky!

  • Amosa 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Raha tsofina ao an-tanàna ny anjombona, tsy hangovitra ve ny olona?+ Raha misy loza ao an-tanàna, tsy i Jehovah ve no nahatonga izany?

  • Zakaria 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ho hita eo amin’izy ireo i Jehovah,+ ary hitsoriaka toy ny tselatra ny zana-tsipìkany.+ Hitsoka ny anjombona i Jehovah Tompo Fara Tampony,+ ary handeha toy ny ao anaty tafio-drivotra avy any atsimo+ izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara