FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 32:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary maro no nitondra fanomezana+ ho an’i Jehovah tany Jerosalema, sy zava-tsarobidy ho an’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+ Dia nisandratra+ teo imason’ny firenena rehetra i Hezekia taorian’izay.

  • Isaia 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no tsy maintsy hitranga any am-parany:+ Ny tendrombohitra misy ny tranon’i+ Jehovah dia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+ ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.+ Ary hitanjozotra ho any ny firenena rehetra.+

  • Malakia 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Ho be voninahitra ny anarako eo amin’ireo firenena, hatrany amin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatrany amin’ny filentehany.+ Ary any amin’ny toerana rehetra no hanolorana setroka ho sorona+ sy hanaovana fanatitra ho an’ny anarako, dia fanomezana madio,+ satria ho be voninahitra eo amin’ireo firenena ny anarako”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara