Salamo 48:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tora-kovitra izy ireo tany,+Ary nanaintaina toy ny vehivavy mihetsi-jaza efa hiteraka.+ Jeremia 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mba anontanio, azafady, ary jereo raha mba misy lehilahy miteraka. Koa nahoana ny lehilahy tomady rehetra no hitako mihazona andilana toy ny vehivavy efa hiteraka?+ Ary nahoana no hatsatra ny tarehy+ rehetra?
6 Mba anontanio, azafady, ary jereo raha mba misy lehilahy miteraka. Koa nahoana ny lehilahy tomady rehetra no hitako mihazona andilana toy ny vehivavy efa hiteraka?+ Ary nahoana no hatsatra ny tarehy+ rehetra?