Habakoka 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hitsangana foana eo amin’ny toeram-piambenako aho,+ ary hijoro hatrany eo ambony manda. Hiambina foana aho+ mba ho hitako izay holazainy amiko+ sy izay havaliko rehefa hananatra ahy izy.+
2 Hitsangana foana eo amin’ny toeram-piambenako aho,+ ary hijoro hatrany eo ambony manda. Hiambina foana aho+ mba ho hitako izay holazainy amiko+ sy izay havaliko rehefa hananatra ahy izy.+