- 
	                        
            
            Jeremia 50:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        9 Fa hanentana firenen-dehibe maro avy any avaratra+ aho ka hivondrona ireny, ary hampiakariko hamely an’i Babylona. Dia hilahatra hiady aminy ireny,+ ka avy any no hahazoany an’i Babylona.+ Ny zana-tsipìkan’ireny dia toy ny an’ny lehilahy mahery izay mandripaka ankizy. Tsy hiverim-potsiny ny lehilahy toy izany.+ 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Jeremia 51:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        27 “Manangàna tsato-kazo famantarana ao amin’ilay tany!+ Tsofy any amin’ireo firenena ny anjombona. Hamasino+ ireo firenena mpanafika azy. Antsoy hamely azy ny fanjakan’i Ararata+ sy Miny ary Askenaza.+ Mandefasa iraka mba hiantso olona ho miaramila hiady aminy. Asaivo miakatra toy ny valala henjam-bolo ireo soavaly.+ 
 
-