FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao no anaran’ny zanakalahin’i Ismaela, araka ny anarany avy sy araka izay nipoiran’ny fianakaviany avy: Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara+ sy Adbela sy Mibsama+

  • Salamo 120:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Lozako fa vahiny monina ao Meseka+ aho,

      Ary manangana ny tranolaiko eo anivon’ireo tranolay ao Kedara!+

  • Tononkiran’i Solomona 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ankizivavy mainty aho, nefa tsara tarehy, ry zanakavavin’i Jerosalema+ ô, tahaka ny tranolain’i Kedara,+ nefa koa tahaka an’ireo lamba+ nanaovana ny tranolain’i Solomona.

  • Isaia 42:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Aoka hanandra-peo ny tany efitra+ sy ny tanànany, ary ny tanàna kely onenan’i Kedara.+ Aoka hihoby ny mponina eny amin’ny harambato.+ Aoka ny olona hiantsoantso avy eny an-tampon-tendrombohitra.

  • Ezekiela 27:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ny Arabo+ sy ny mpiadidy rehetra tao Kedara+ no nampiasainao tamin’ny varotra, ka ireny no nifanaovanao varotra zanak’ondry sy ondrilahy ary osilahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara