5 Aoka homanina ny latabatra, aoka halamina ny toerana hipetrahana, ary aoka hisy fihinanana sy fisotroana!+ Mitsangàna, ry andriana,+ ka hosory menaka ny ampinga!+
32 Fa raha niady tamin’ny bibidia tany Efesosy+ tahaka ny nataon’ny sasany aho, inona no soa azoko amin’izany? Raha tsy hatsangana ny maty, dia “aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.”+
5 Manana fiainana mirenty ianareo eto an-tany, ary manaram-po amin’ny fahafinaretan’ny nofo.+ Ny fonareo dia tahaka ny biby hatavezina ho amin’ny andro famonoana.+