FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 73:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa ho ringana izay manalavitra anao,+

      Ary hataonao mangina izay mivadika aminao ka mahafoy* anao.+

  • Isaia 34:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy hovonoina izany afo izany na andro na alina, ary hiakatra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny setroka avy aminy.+ Ho lasa karakaina hatramin’ny taranaka fara mandimby izy,+ ary tsy hisy olona handalo intsony eo aminy mandrakizay mandrakizay.+

  • Ezekiela 20:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Koa izao lazaina amin’ny ala any atsimo: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah. Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Handrehitra afo eo aminareo aho,+ ka ho levon’izany ny hazo rehetra mbola maitso sy ny hazo maina rehetra eo aminareo.+ Tsy hovonoina izany afo midedadeda izany,+ ka ho main’izy io daholo ny tarehy* rehetra, hatrany atsimo ka hatrany avaratra.+

  • Malakia 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Ho avy ny andro izay mandoro toy ny lafaoro,+ ka ho toy ny vodivary+ ireo sahisahy ratsy rehetra sy ny mpanao ratsy rehetra. Handevona azy ireo ilay andro ho avy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ka tsy hisy hiangana na ny fakany na ny sampany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara