- 
	                        
            
            Jeremia 32:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
44 “‘Hividy saha amin’ny volany ny olona, ary hanao taratasy fifanekena,+ izay hasiany tombo-kase sy hakany vavolombelona,+ eo amin’ny tanin’i Benjamina+ sy eo amin’ny manodidina an’i Jerosalema+ sy ao amin’ny tanànan’i Joda+ sy ny tanàna eny amin’ny faritra be tendrombohitra sy ny tanàna eny amin’ny faritra iva+ ary ny tanàna any atsimo.+ Hampodiko mantsy ireo babo’,+ hoy i Jehovah.”
 
 -