Jeremia 17:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary lazao aminy hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda, sy ianareo olon’i Joda rehetra, ary ny mponina rehetra eto Jerosalema, izay miditra amin’ireto vavahady ireto.+
20 Ary lazao aminy hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda, sy ianareo olon’i Joda rehetra, ary ny mponina rehetra eto Jerosalema, izay miditra amin’ireto vavahady ireto.+