FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tena meloka izahay hatramin’ny andron’ny razanay+ ka mandraka androany.+ Ary noho ny fahadisoanay dia natolotra teo an-tanan’ireo mpanjakan’ny tany hafa izahay sy ny mpanjakanay+ ary ny mpisoronay,+ mba hovonoina amin’ny sabatra+ sy hoentina ho babo+ sy horobaina+ ary halam-baraka,+ toy ny amin’izao anio izao.

  • Daniela 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy nohenoinay ny mpaminany mpanomponao,+ nefa tamin’ny anaranao no nitenenany tamin’ny mpanjakanay sy ny andriananay sy ny razanay ary ny vahoaka manontolo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara