Jeremia 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+
31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+