- 
	                        
            
            Nehemia 9:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
25 Namabo tanàna voaro mafy+ izy ireo ary nahazo tany lonaka+ sy trano feno zava-tsoa isan-karazany,+ sy lavaka fanangonan-drano efa nohadina,+ sy tanimboaloboka, sy sahan’oliva,+ ary hazo fihinam-boa be dia be. Dia nihinana izy ireo ka voky+ ary nihanatavy+ sady finaritra tamin’ny fiainana, noho ianao tena tsara toetra.+
 
 -