- 
	                        
            
            Zefania 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
8 “‘Koa miandrasa ahy’,+ hoy i Jehovah, ‘mandra-pahatongan’ny andro hitsanganako haka babo.+ Fa izao no didim-pitsarako: Hanangona firenena+ sy hamory fanjakana aho, mba hampiharako ny fanamelohako+ sy hanamparako ny fahatezerako rehetra amin’izy ireo. Fa ho levon’ny afon’ny hafanam-poko ny tany manontolo.+
 
 -