-
Jeremia 27:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “‘“‘Hosaziko amin’ny sabatra+ sy ny mosary+ ary ny areti-mandringana+ ny firenena na fanjakana tsy mety manompo an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, sy izay tsy mety mampidina ny vozony ho eo ambany ziogan’ny mpanjakan’i Babylona’, hoy i Jehovah, ‘mandra-pandringako azy tanteraka amin’ny alalan’i Nebokadnezara.’+
-
-
Mika 3:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ny lohandohany eo aminy dia mitsara mba hahazoana tsolotra,+ ny mpisorony kosa mampianatra mba hahazoana karama,+ ary ny mpaminaniny misikidy mba hahazoam-bola.+ Mbola miantehitra amin’i Jehovah ihany anefa izy ireo, ka milaza hoe: “Angaha moa tsy eto amintsika i Jehovah?+ Tsy hisy loza hanjo antsika.”+
-