Isaia 57:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Ny vato malama eny amin’ny lohasaha falehan-driaka no anjaranao.+ Ireny no anjaranao.+ Ary ireny no nandrarahanao fanatitra zava-pisotro,+ sy nanoloranao fanomezana. Zavatra toy izany ve no hampiononako ny tenako?+ Jeremia 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hoy izy ireo amin’ny hazo: ‘Ianao no raiko’,+ ary amin’ny vato: ‘Ianao no niteraka ahy.’ Fa izaho kosa nomeny lamosina, fa tsy natrehiny.+ Hilaza amiko anefa izy ireo amin’ny fotoana mahory azy hoe: ‘Mitsangàna ka vonjeo izahay!’+
6 “Ny vato malama eny amin’ny lohasaha falehan-driaka no anjaranao.+ Ireny no anjaranao.+ Ary ireny no nandrarahanao fanatitra zava-pisotro,+ sy nanoloranao fanomezana. Zavatra toy izany ve no hampiononako ny tenako?+
27 Hoy izy ireo amin’ny hazo: ‘Ianao no raiko’,+ ary amin’ny vato: ‘Ianao no niteraka ahy.’ Fa izaho kosa nomeny lamosina, fa tsy natrehiny.+ Hilaza amiko anefa izy ireo amin’ny fotoana mahory azy hoe: ‘Mitsangàna ka vonjeo izahay!’+