FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 50:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Amin’izany andro sy fotoana izany”,+ hoy i Jehovah, “dia hiverina ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.+ Handeha izy ireo, ary hitomany eny am-pandehanana.+ Hitady an’i Jehovah Andriamaniny izy ireo.+

  • Hosea 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hangonina hiray hina ny taranak’i Joda sy ny zanak’Israely,+ ka hanangana mpitondra iray.+ Dia hiakatra hiala amin’ilay tany izy ireo, satria ho andro lehibe ho an’i Jezirela izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara